waha-shared 1.0.239 → 1.0.240

This diff represents the content of publicly available package versions that have been released to one of the supported registries. The information contained in this diff is provided for informational purposes only and reflects changes between package versions as they appear in their respective public registries.
@@ -7021,6 +7021,396 @@
7021
7021
  "no_results": "कोणतेही निकाल आढळले नाहीत",
7022
7022
  "no_notes": "तुमच्या बैठकींदरम्यान नोंदी जोडा"
7023
7023
  },
7024
+ "mlg": {
7025
+ "name": "Anarana",
7026
+ "version": "Dikanteny",
7027
+ "a11y_add_secondary_language_hint": "Ampio fiteny faharoa",
7028
+ "a11y_article_hint": "Sokafy ny lahatsoratra",
7029
+ "a11y_banner_dismiss_hint": "Esory ity faneva ity ",
7030
+ "a11y_bible_audio_controls_label": "Sokafy na akatony ny fifehezana ny feo",
7031
+ "a11y_bible_translation_hint": "Soloy ny dikantenin'ny Baiboly",
7032
+ "a11y_bookmark_hint": "Asio marika ity lesona ity",
7033
+ "a11y_bookmark_label": "Marika {number}",
7034
+ "a11y_change_languages_hint": "Ovao ny fiteny",
7035
+ "a11y_chapter_button_hint": "Atombohy amin'ny toko {chapter}",
7036
+ "a11y_choose_primary_language_hint": "Fidio ny fiteny fototra ampiasainao",
7037
+ "a11y_clear_passcode_hint": "Fafao ny isa miafina nampidirinao",
7038
+ "a11y_download_set_label": "Alaivo ny andian-tantara ho ampiasaina tsy misy aterineto",
7039
+ "a11y_extra_controls_hint": "Ovao ny hafainganan'ny teny sy ny haben'ny soratra",
7040
+ "a11y_extra_controls_label": "Fanaraha-maso fanampiny",
7041
+ "a11y_font_size_decrement_label": "Ahenao ny haben'ny soratra",
7042
+ "a11y_font_size_increment_label": "Ampitomboy ny haben'ny soratra",
7043
+ "a11y_font_size_label": "Haben'ny soratra: {size} %",
7044
+ "a11y_give_button_hint": "Sokafy any amin'ny pejy \"Give\" ny tranokala",
7045
+ "a11y_group_help_hint": "Asao ny hafa haka ny lesona",
7046
+ "a11y_lesson_actions_hint": "Jereo ny hetsika fanampiny ho an'ny lesona {number}: {title}",
7047
+ "a11y_lesson_actions_label": "Hetsika bebe kokoa",
7048
+ "a11y_lesson_hint": "Sokafy ny lesona",
7049
+ "a11y_lesson_label": "Lesona {number}: {title}",
7050
+ "a11y_lesson_question_label": "{chapter} Fanontaniana {number}",
7051
+ "a11y_lesson_text_hint": "Alefaso manomboka eto amin'ity fizarana ity ny feo",
7052
+ "a11y_mute_label": "Alefaso na avereno ny feo",
7053
+ "a11y_play_button_label": "Alefaso",
7054
+ "a11y_playback_speed_decrement_label": "Ahenao ny hafainganam-pandehan'ny feo",
7055
+ "a11y_playback_speed_increment_label": "Ampitomboy ny hafainganam-pandehan'ny feo",
7056
+ "a11y_playback_speed_label": "Hafainganam-pandehan'ny feo {speed}%",
7057
+ "a11y_radio_hint": "Safidio ity",
7058
+ "a11y_remove_language_label": "Esory {language}",
7059
+ "a11y_scrubber_decrement_label": "Miverena kely",
7060
+ "a11y_scrubber_increment_label": "Mandingana mankany aloha ",
7061
+ "a11y_scrubber_label": "Tsipika mikasika ny feo",
7062
+ "a11y_search_hint": "Mitadiava tantara maromaro, lesona, na lahatsoratra",
7063
+ "a11y_security_mode_label": "Ovao ny kaody fiarovana",
7064
+ "a11y_set_hint": "Jereo ny lesona",
7065
+ "a11y_share_lesson_label": "Zarao ity lesona ity",
7066
+ "a11y_tab_hint": "Mifindrà any amin'ny fizarana{tab}",
7067
+ "a11y_video_label": "Alefaso ny vidéo",
7068
+ "a11y_view_bible_hint": "Fidio ny dikantenin'ny Baiboly",
7069
+ "a11y_view_in_progress_language_hint": "Fidio ity fiteny ity",
7070
+ "a11y_view_launched_language_hint": "Jereo ny antsipiriany",
7071
+ "about": "Mikasika ny",
7072
+ "add_language": "Ampio fiteny",
7073
+ "all": "Rehetra",
7074
+ "all_languages": "Fiteny rehetra",
7075
+ "app_store_listing_description": "Fantaro amin’ny alalan’ny Baiboly ireo fahamarinana velon’Andriamanitra sy ny antom-pisin’ny fiainanao! Ny Waha app dia manamora ny fivoriana kely amin’ny alalan’ny endrika miavaka, mahaliana, ary mifototra amin’ny feo. Toy ny hoe napetraka tao an-tokotrano ny mpitarika fianarana Baiboly kely tsara indrindra eto ambonin’ny tany!\nNy lesona momba ny mpianatra ao amin’ny Waha dia mampiasa ny fomba Fianarana Baiboly amin'ny alalan'ny fikarohana izay mahomby amin’ny fomba miavaka ary ahafahan’ny olona rehetra mitarika vondrona mifantoka fiarahana mikaroka sy mampihatra ny Tenin’Andriamanitra .\nNy lesona amin’ny feo (na lahatsoratra) ao amin’ity app ity dia hanampy anao hitari-dalana mora foana ny vondrona amin’ny fivoriana sy amin’ny fahitana ny Tenin’Andriamanitra.\n\nFantaro ireo lohahevitra toy ny:\nNy tantaran’ny famoronana\nNy fomba nidiran’ny fahotana teto amin’izao tontolo izao\nNy sazy noho ny fahotantsika\nNy drafitr'Andriamanitra hamonjena ny olombelona\nNy vinan’Andriamanitra hanova izao tontolo izao\n\n\"Ity no ambaratonga manaraka amin’ny app Fianarana Baiboly amin'ny alalan'ny fikarohana\" (5 / 5)\n\"Efa ela izahay no nitady app toy izao hanampy amin’ny fanamafisana ny DMM… teknolojia mampivondrona miaraka amin’ny modely mahaleo tena mba hanolorana haingana ny votoaty amin’ny fiteny maro. Fiteny 100 no tiako ho hita haingana amin’ny Waha \" — Stan Parks, 24:14 Facilitator & Leading Movement Researcher\nEndri-javatra:\nAzo ampiasaina amin’ny fiteny maro\nSintomina ny lesona dia azo ampiasaina na tsy misy aterineto aza \nMora zaraina ny tantaran’ny Baiboly (lahatsoratra na feo)\nEritrereto sy angataho ny mpino hafa hanangana mpianatra\nSintomy ny Waha app anio!",
7076
+ "app_store_listing_screenshot_foundations": "Mamantatra ny tantaran'Andriamanitra miaraka amin'ny namana na ankohonana",
7077
+ "app_store_listing_screenshot_languages": "Misy amin'ny fiteny samihafa",
7078
+ "app_store_listing_screenshot_bible": "Vakio na henoy ny Baiboly",
7079
+ "app_store_listing_screenshot_lesson": "Mora arindra ny vondrona Fianarana Baiboly amin'ny alalan'ny fikarohana",
7080
+ "app_store_listing_screenshot_reviews_1": "Kintana 4.9 ny fanamarihana",
7081
+ "app_store_listing_screenshot_reviews_2": "150+ ny naoty",
7082
+ "app_store_listing_screenshot_set": "Andian-tantara voafantina manokana ho an'ny vondrona",
7083
+ "app_store_listing_screenshot_share": "Zarao amin'ny vondrona misy anao ny tantara",
7084
+ "app_store_listing_screenshot_testimonial": "Niova tanteraka ny fiainako hatramin'ny nampiasako Waha",
7085
+ "app_store_listing_screenshot_topics": "Lesona mifanentana amin'ny zavatra ilaina manokana",
7086
+ "app_store_listing_subtitle": "Mivory, tsindriana ny alefa, miady hevitra",
7087
+ "app_store_listing_title": "Waha: Fianarana Baiboly amin'ny alalan'ny fikarohana",
7088
+ "appearance": "Fiseho",
7089
+ "application": "Fampiharana",
7090
+ "article_categories_65004e85fba2e8c9d281a73e": "Fandalinana tranga",
7091
+ "article_categories_65004e8eaf7c1d3f8289315a": "Fanavaozana ny vokatra",
7092
+ "article_categories_65004f8eead7951cf3c33243": "Tsiambaratelon'ny fanaovana mpianatra",
7093
+ "article_categories_65005061a72598db83565c66": "Mamantatra an'Andriamanitra",
7094
+ "article_categories_65400527806b42d2e6ae4fd0": "Boky",
7095
+ "article_categories_65ca47557375e35a56523645": "Horonantsary",
7096
+ "article_cta_body": "Manao zavatra mahatalanjona ao amin'ny fiaraha-monina misy anao ve Andriamanitra ? Tianay ny hihaino ny momba izany avy aminao.",
7097
+ "article_cta_header": "Manana tantara azontsika aseho ve ianao?",
7098
+ "articles": "Lahatsoratra",
7099
+ "audio": "Feo",
7100
+ "back": "Miverena",
7101
+ "bible": "Baiboly",
7102
+ "bookmarks": "Fitantanana ny marika",
7103
+ "bookmarks_description": "Ampio marika ny lesona mba ho tafididy ny nijanonan'ny vondrona tamin'ny farany.",
7104
+ "bridge_language_explanation": "Ny ampahany amin'ny lesona dia tsy mbola misy amin'ny fiteninao.",
7105
+ "calculator": "Mpikajy",
7106
+ "calculator_description": "Sokafy amin’ny alalan'ny fampidirana ny isa miafina eo amin’ny bokotry ny mpikajy.",
7107
+ "cancel": "Foano",
7108
+ "cant_share_until_download": "Tsy afaka zaraina raha tsy voasintona",
7109
+ "cast_to_tv": "Alefaso amin'ny fahitalavitra",
7110
+ "casting": "Fandefasana",
7111
+ "change_chapter": "Ovao ny toko",
7112
+ "change_languages": "Ovao ny fiteny",
7113
+ "change_passcode": "Ovao ny isa miafina",
7114
+ "change_security_app": "Ovao ny fiarovana ny App",
7115
+ "change_security_app_description": "Ovao ireo {app} voahidy ao aoriana rehefa avela hiasa ny fiarovana",
7116
+ "change_timeout": "Ovao ny fe-potoana",
7117
+ "change_video_language": "Ovao ny fiteny amin'ny horonantsary fanofanana",
7118
+ "changing_layout_direction": "Ovao ny endriky ny...",
7119
+ "chapter_fetching": "Sintomy ny Baiboly ho azo ampiasaina tsy misy aterineto",
7120
+ "chapter_not_available": "Tsy hita ao amin'ity Baiboly ity io toko io",
7121
+ "chapter_offline": "Mampiasà aterineto raha hisintona ity Baiboly ity ho ampiasaina tsy miaraka amin'ny aterineto na mifindrà any amin'ny hoe sintony ny Baiboly",
7122
+ "choose_passcode": "Mifidiana isa miafina",
7123
+ "clear": "Fafao",
7124
+ "close": "Hidio",
7125
+ "confirm": "Hamafiso",
7126
+ "confirm_passcode": "Hamafiso ny isa miafina",
7127
+ "connect_to_continue": "Tsy misy fifandraisana. Mifandraisa amin'ny aterineto raha hitohy hisintona",
7128
+ "contact_us": "Mifandraisa aminay",
7129
+ "continue": "Tohizo",
7130
+ "contribute": "Mandraisa anjara",
7131
+ "copied_to_clipboard": "Adikao eo amin'ny clipboard!",
7132
+ "dark": "Maizina",
7133
+ "dark_mode": "Mendrika maizina",
7134
+ "default": "Atao mahazatra",
7135
+ "disciple_making_course": "Lesona fanaovana mpianatra",
7136
+ "dm_course_locked_blurb": "Ity lesona ity sy ireo votoatiny fanampiny dia azon'izay manana teny miafina alaina",
7137
+ "done": "Vita",
7138
+ "download": "Sintomy",
7139
+ "download_app": "Sintomy ny App",
7140
+ "download_over_data": "Alaina amin'ny alalan'ny angon-drakitra finday ve?",
7141
+ "download_paused": "Nijanona ny fisintomana, tsy misy aterineto",
7142
+ "downloading": "Misintona...",
7143
+ "downloading_to_share": "Misintona mba hozaraina...",
7144
+ "edit": "Ahitsiho",
7145
+ "email": "Adiresy mailaka",
7146
+ "enter_passcode": "Ampidiri ny teny miafina",
7147
+ "favorites": "Ankafizina",
7148
+ "fellowship": "Fisakaizana",
7149
+ "fetch_bible_error": "Nisy olana nandritra ny fisintomana ny Baiboly ho ampiasaina tsy misy aterineto.”",
7150
+ "fetch_bible_no_internet": "Kely sisa dia vita! Mifandraisa amin’ny aterineto mba hisintona ny Baiboly ho ampiasaina tsy misy aterineto",
7151
+ "filter_articles": "Sivano ny lahasoratra",
7152
+ "finish": "Vita",
7153
+ "font_size": "Haben'ny soratra ",
7154
+ "foundations": "Fototra",
7155
+ "get_started_foundations": "Atombohy any amin'ny fototra",
7156
+ "get_started_training": "Atombohy amin'ny fiofanana",
7157
+ "give": "Manome",
7158
+ "give_blurb": "Maimaimpoana ny Waha ary natao amin'ny fiteny maro noho ny fahalalahan-tanan'ny olona tahaka anao.",
7159
+ "give_to_language": "Manome na manolo-tena hanohana an-tsitrapo ny famolavolana ity fiteny ity",
7160
+ "got_it": "Voaray",
7161
+ "help_tips": "Toromarika fanampiana",
7162
+ "heres_whats_new": "Ity no zava-baovao",
7163
+ "home": "Pejy voalohany",
7164
+ "in_development": "An-dalam-panatanterahana",
7165
+ "instant": "Vetivety",
7166
+ "internet_required_download": "Mila aterineto vao afaka misintona",
7167
+ "internet_required_download_share": "Mila aterineto vao afaka misintona sy mizara lesona",
7168
+ "introduction": "Fampidirana",
7169
+ "language_names": {
7170
+ "ach": "Acholi",
7171
+ "aeb": "Arabo Toniziana",
7172
+ "afb": "Arabo any amin'ny Hoala",
7173
+ "afr": "Afrikaans",
7174
+ "ais": "Arabo Syriana",
7175
+ "apa": "Arabo Palestiniana",
7176
+ "apc": "Arabo Libaney",
7177
+ "apd": "Arabo Sodaney",
7178
+ "ara": "Arabo Manara-penitra ankehitriny",
7179
+ "ary": "Arabo Marokana",
7180
+ "arz": "Arabo Egyptiana",
7181
+ "ase": "Tenin'ny Tanana Amerikana",
7182
+ "ayl": "Arabo Libyana",
7183
+ "aze": "Azerbaizany",
7184
+ "ben": "Bengaly",
7185
+ "bni": "Bengaly (India)",
7186
+ "ceb": "Seboanô",
7187
+ "ckb": "Sorani (Kiorda Afovoany)",
7188
+ "cmn": "Sinoa Mandarin",
7189
+ "deu": "Alemana",
7190
+ "eng": "Anglisy",
7191
+ "esl": "Tenin'ny Tanana Ejipsianina",
7192
+ "esp": "Espaniola (Eoropeanina/Kastilianina)",
7193
+ "fra": "Frantsay",
7194
+ "hau": "Hausa",
7195
+ "heb": "Hebreo",
7196
+ "hic": "Urdu (Devanagari)",
7197
+ "hin": "Hindi",
7198
+ "hun": "Hongroà",
7199
+ "hye": "Armenianina",
7200
+ "ind": "Indoneziana",
7201
+ "inq": "Indonezianina (Kontekstoaly)",
7202
+ "ita": "Italianina",
7203
+ "jpn": "Japoney",
7204
+ "kab": "Kabyle (Tamazight Alzeriana)",
7205
+ "kat": "Zeorzianina",
7206
+ "khm": "Khmera",
7207
+ "kmr": "Kurmanji (avaratr'i Kurdish)",
7208
+ "kor": "Koreana",
7209
+ "kox": "Koreana Tavaratra",
7210
+ "mar": "Marathi",
7211
+ "mey": "Arabo Hassaniyya",
7212
+ "mfe": "Kreôla Morisiana",
7213
+ "mlg": "Malagasy",
7214
+ "mon": "Mongoliana",
7215
+ "mya": "Birmana",
7216
+ "new": "Nepal Bhasa (Newari)",
7217
+ "npi": "Nepaley",
7218
+ "pus": "Pastô",
7219
+ "pes": "PersIana Iraniana",
7220
+ "por": "Portiogey (Breziliana)",
7221
+ "prs": "Persana Dari",
7222
+ "rfa": "Tarifit (Soratra Arabo)",
7223
+ "rif": "Tarifit (Soratra Latina)",
7224
+ "ron": "Romaniana",
7225
+ "rus": "Rosiana",
7226
+ "shf": "Tachelhit (Soratra Latina)",
7227
+ "shi": "Tachelhit (Soratra Arabo)",
7228
+ "som": "Somali",
7229
+ "spa": "Espaniola (Amerika Latina)",
7230
+ "swe": "Soedoa",
7231
+ "swz": "Soahili",
7232
+ "tam": "Tamily",
7233
+ "tel": "Telugu",
7234
+ "tgl": "Tagalog",
7235
+ "tha": "Thai",
7236
+ "tur": "Tiorka",
7237
+ "tzm": "Tamazight",
7238
+ "uig": "Uyghur",
7239
+ "ukr": "Okrainiana",
7240
+ "urd": "Urdu",
7241
+ "vie": "Vietnamiana",
7242
+ "zsm": "Malay"
7243
+ },
7244
+ "language_types_app_interface": "Fiteny ampiasaina amin'ny App",
7245
+ "language_types_meet": "Fiteny ivoriana",
7246
+ "language_types_meet_primary": "Fiteny voalohany amin'ny fivoriana",
7247
+ "language_types_meet_secondary": "Fiteny faharoa amin'ny fivoriana",
7248
+ "language_types_video_bridge": "Fiteny amin'ny horonantsary fanofanana",
7249
+ "later": "Any aoriana",
7250
+ "learn": "Mianatra",
7251
+ "learn_more": "Mianatra bebe kokoa",
7252
+ "light": "Hazavana",
7253
+ "listen_to_story_again": "Hihaino Ilay tantara indray",
7254
+ "loading_file_size": "Mampiditra ny refin'ny rakitra",
7255
+ "mark_complete": "Mariho hoe vita",
7256
+ "meet": "Mivory",
7257
+ "meeting_history": "Tantaran'ny fivoriana",
7258
+ "megabyte": "MB",
7259
+ "message": "Hafatra",
7260
+ "more": "Ampio",
7261
+ "my_primary_language": "Fiteniko voalohany",
7262
+ "no_connection": "Tsy misy fifandraisana",
7263
+ "no_files_to_delete": "Tsy misy rakitra nofafana",
7264
+ "no_languages_found": "Tsy hita ny fiteny",
7265
+ "not_now": "Tsy izao ankehitriny izao",
7266
+ "note_add": "Ampio fanamarihana",
7267
+ "note_delete": "Vonoy ny fanamarihana",
7268
+ "note_edit": "Ahitsiho ny fanamarihana",
7269
+ "note_placeholder": "Soraty ny zavatra hataonao na ny Vondrona misy anao. (Farito tsara)",
7270
+ "note_saved": "Tsy voatahiry",
7271
+ "notes_view": "Ireo fanamarihako",
7272
+ "notifications": "Fanamarihana",
7273
+ "notifications_enable": "Alefaso ny fampahafantarana/fampahatsiahivana",
7274
+ "ok": "Ok",
7275
+ "passcode_set": "Tafiditra ny teny miafina",
7276
+ "percent_available": "{percent}%no azo ampiasaina",
7277
+ "piano": "Piano",
7278
+ "piano_description": "Atao mahazatra. Vahao ny fampidirana n'y teny miafina",
7279
+ "playback_speed": "Hafainganam-pandehan'ny feo",
7280
+ "popups_app_interface_help": "Ovay ny teny amin'ny bokotra famantarana sy fampitandremana mba hanampy anao amin'izay ataonao eto amin'ny {app}",
7281
+ "popups_casting_stop_confirm": "Azonao antoka ve fa te hampitsahatra ny fampitana ianao?",
7282
+ "popups_code_request_success_message": "Hodinihanay ny fangatahanao dia miresaka aminao Izahay afaka andro vitsivitsy",
7283
+ "popups_codes_no_match_message": "Ampidiro indray ny teny miafina azafady ",
7284
+ "popups_codes_no_match_title": "Tsy mifanaraka ny teny miafina",
7285
+ "popups_foundations_description_believer": "Ampio ny hafa hanomboka ny dia famantarana an'Andriamanitra ao amin'ny Baiboly ho an'ny tenany samirery",
7286
+ "popups_foundations_description_seeker": "Atombohy ny dia famantarana an'Andriamanitra ao amin'ny Baiboly ho an'ny tenanao sy ny namanao na ny ankohonanao",
7287
+ "popups_group_help_message": "Mihainoa sy miresaha momba ny Baiboly miaraka amin'ny namanao na ny ankohonanao rehefa eny amin'ny toerana mahazatra iarahanareo mandant fotoana",
7288
+ "popups_group_help_title": "Mivoria miaraka amin'ny hafa",
7289
+ "popups_meet_help": "Ovao ny fiteny ampiasain'ny {app} amin'ny fivoriana, ao anatin'izany ny fanontaniana sy ny Soratra Masina",
7290
+ "popups_notification_opt_in_message": "Aoka ianao no ho voalohany mahafantatra rehefa misy fomba fiasa, votoatiny, ary fiteny vaovao mivoaka",
7291
+ "popups_notification_opt_in_title": "Alefaso ny fanaovana mba hahazoana tombontsoa betsaka avy amin'ny Waha",
7292
+ "popups_play_help_message": "Aorian'ny fametrahan'ny {app} fanontaniana, mijanonà kely ary miresaha amin'ny vondrona misy anao. Ampaherezo ny tsirairay handray Anjara mba hahazoana vondrona tombontsoa avy amin'ny fomba fijerin'ny tsirairay",
7293
+ "popups_play_help_title": "Mijanonà, miadia hevitra, avereno",
7294
+ "popups_remove_meeting_message": "Azonao antoka ve fa esorina amin'ny tantaran'ny fivorianao ity fivoriana ity?",
7295
+ "popups_remove_meeting_title": "Esorina ve ity fivoriana ity?",
7296
+ "popups_submit_feedback_error_message": "Jereo azafady ny fifandraisana amin'ny aterineto dia avereno indray",
7297
+ "popups_submit_feedback_error_title": "Nisy tsy nety ny fandefasana ny hafatrao",
7298
+ "popups_submit_feedback_success_message": "Misaotra nifandray taminay",
7299
+ "popups_submit_feedback_success_title": "Lasa soa aman-tsara ny hafatrao",
7300
+ "popups_topics_description": "Raha manana zavatra ilaina manokana ny vondrona misy anao, dia ataovy ny sasany amin'ny lesona miainga amin'ny lohahevitra alohan'ny hiverenana amin'ny lesona fototra na lesona fanofanana",
7301
+ "popups_training_description_believer": "Ity andiany fanofanana ity dia hanampy anao sy ny namanao mpino na ankohonana hanomboka hiara-hanao mpianatra",
7302
+ "popups_unlock_successful_message": "Midira ao amin'ny Taranja Fanaovana Mpianatra sy votoatiny vaovao maro ao anatin'ny Fanofanana",
7303
+ "popups_unlock_successful_title": "Fahombiazana! Misy votoatiny vaovao azonao ampiasaina koa izao",
7304
+ "popups_unlocked_learn_help_message": "Ny kisary hidy misokatra dia manondro fa ny votoatiny dia natokana ho an’ireo mpampiasa izay nanambara fa efa mpanara-dia an’i Jesosy. Midika izany fa tsy ho hitan’ny mpikatsaka ireo lahatsoratra ireo.",
7305
+ "popups_unlocked_learn_help_title": "Manana votoatiny vaovao vao nisokatra ianao!",
7306
+ "popups_watch_on_youtube_blurb": "Ny Youtube dia manampy anao hijery miaraka amin'ny lohateny sy manamora ny fampitana izany amin'ny fahitalavitra",
7307
+ "privacy_policy": "Politikian'ny fiainana manokana",
7308
+ "question": "Fanontaniana",
7309
+ "question_dm_course": "Nahoana ianao no liana amin'ny Taranja Fanaovana Mpianatra?",
7310
+ "question_god_journey_option_1": "Tsy liana amin'ny Baiboly aho",
7311
+ "question_god_journey_option_2": "Vao haingana aho no nahafantatra an'Andriamanitra tao amin'ny Baiboly",
7312
+ "question_god_journey_option_3": "Vao haingana aho no nanapa-kevitra hanaraka an'i Jesosy",
7313
+ "question_god_journey_option_4": "Efa 2 taona na mahery izao no nanarahako an'i Jesosy",
7314
+ "question_god_journey_question": "Aiza ho aiza ianao amin'ny dianao amin'ny Famantarana an'Andriamanitra ao amin'ny Baiboly?",
7315
+ "question_hear_waha": "Ahoana no nandrenesanao ny momba ny {app}?",
7316
+ "question_how_familiar_bible_option_1_body": "Izaho dia tena vaovao tanteraka amin'ny Baiboly sy izay dikany ho any fiainako",
7317
+ "question_how_familiar_bible_option_1_title": "Vao manomboka mihitsy ",
7318
+ "question_how_familiar_bible_option_2_body": "Efa zatra ny Baiboly aho saingy tsy azo antoka hoe te hampihatra izay ampianariny eo amin'ny fiainako aho.",
7319
+ "question_how_familiar_bible_option_2_title": "Zatra fa tsy tena manana antoka",
7320
+ "question_how_familiar_bible_option_3_body": "Efa zatra ny Baiboly aho ary miezaka mampihatra ny fampianarany ao amin'ny fiainako.",
7321
+ "question_how_familiar_bible_option_3_title": "Tena zatra",
7322
+ "question_how_familiar_bible_question": "Manao ahoana ny fifankazaranao amin'ny Baiboly",
7323
+ "question_how_long_bible_option_1": "Latsaky ny 2 taona",
7324
+ "question_how_long_bible_option_2": "Maherin'ny 2 taona",
7325
+ "question_how_long_bible_question": "Hafiriana izao no nanarahanao ny fampianaran'ny Baiboly?",
7326
+ "rate_waha": "Omeo naoty {app}",
7327
+ "recommended": "Soso-kevitra",
7328
+ "recommended_for_you": "Soso-kevitra ho anao ",
7329
+ "remove": "Esory ",
7330
+ "remove_download": "Esory izay nosintomina",
7331
+ "report_a_problem": "Hanao tatitra momba ny olana",
7332
+ "report_problem_help": "Ampahafantaro Izahay raha toa ka misy olana amin'ity lesona ity.",
7333
+ "request_passcode": "Mitaky teny miafina",
7334
+ "required": "Takiana",
7335
+ "retry": "Andramo indray",
7336
+ "return_home": "Miverina any amin'ny voalohany",
7337
+ "save_and_close": "Tehirizo ary hidio",
7338
+ "search": "Tadiavo",
7339
+ "search_meet": "Tadiavo ny lesona",
7340
+ "secondary_languages": "Mety miteny io fiteny io ny olona manodidina ahy:",
7341
+ "security": "Fiarovana",
7342
+ "security_mode": "Endrika fiarovana",
7343
+ "security_mode_blurb": "Ny endrika fiarovana dia manidy ny {app} ao ambadiky ny efijery kaody izay miseho ho toy ny app piano. Sokafy amin’ny alalan'ny fampidirana ny kaody eo amin'ny fanalahidy. Ity endrika ity dia natao ho an’ireo mipetraka na miasa amin’ny faritra mila fitandremana ara-piarovana.”",
7344
+ "security_onboarding_page_1_message": "Ny endrika fiarovana mihidy {app} ao ambadiky ny efijery kaody dia miseho ho toy ny piano app",
7345
+ "security_onboarding_page_1_title": "Endrika fiarovana",
7346
+ "security_onboarding_page_2_message": "Izany dia mitazona ny votoaty ho voafina tsy ho hitan’ny maso mitsikilo ho an’ireo mipetraka amin’ny faritra mila fitandremana ara-piarovana.",
7347
+ "security_onboarding_page_2_title": "Tsy misarika saina",
7348
+ "security_onboarding_page_3_message": "Ny app piano dia mitovy asa amin'ny efijery fanokafan’ny findainao, koa ampidiro eo amin'ny fanalahidy misy isa fotsiny ny isa miafina mahazatra raha hiverina amin'ny {app}",
7349
+ "security_onboarding_page_3_title": "Sokafy",
7350
+ "security_onboarding_page_4_message": "Raha tianao hiasa ny endrika fiarovana dia tsindrio ny bokotra eo ambany ary ampidiro eo amin'ny efijery manaraka ny isa miafina",
7351
+ "security_onboarding_page_4_title": "Tohizana?",
7352
+ "see_help": "Azonao jerena indray avy amin’ny efijery \"Bebe koa\" ireo torohevitra ireo.",
7353
+ "select_bible": "Mifidiana dikantenin'ny Baiboly",
7354
+ "select_book": "Mifidiana boky",
7355
+ "select_initial_languages_blurb": "Inona no fiteny ampiasain'ny ankohonanao sy ny namanao?",
7356
+ "send_invite": "Mandefasa fanasana",
7357
+ "settings": "Fikirakirana",
7358
+ "share": "Zarao",
7359
+ "share_app": "Zarao ny App",
7360
+ "share_lesson_audio": "Zarao ny lesona henoina",
7361
+ "share_lesson_link": "Zarao ny rohin'ny lesona",
7362
+ "share_lesson_text": "Zarao ny lahatsoratry ny lesona",
7363
+ "share_lesson_video": "Zarao ny video an'ny lesona",
7364
+ "share_passcode": "Zarao ny teny miafina",
7365
+ "share_story": "Zarao ny tantara ",
7366
+ "share_story_text": "Zarao ny lahatsoratry ny tantara",
7367
+ "share_with_group": "Zarao amin'ny Vondrona ",
7368
+ "sharing_messages_invite": "Hey! Nahita app izay manampy ny olona hahita izay lazain’Andriamanitra momba ny fiainana sy ny tanjona ao amin’ny Baiboly aho. Tianao ve ny hihaona amiko sy amin’ireo olona vitsivitsy hafa mba hanandrana lesona iray?”\niOS Download: {iosLink}\nAndroid Download: {androidLink}",
7369
+ "sharing_messages_unlock_code": "Ny teny miafina manokatra ny votoatin'ny Taranja Fanaovana Mpianatra ao amin'ny Waha dia ny 281820",
7370
+ "show_less": "Anehoy kely kokoa ",
7371
+ "show_more": "Anehoy bebe kokoa",
7372
+ "show_original": "Anehoy Ilay tany am-boalohany",
7373
+ "show_translation": "Asehoy ny dikanteny",
7374
+ "skip": "Dingano",
7375
+ "special_thanks": "Isaorana manokana ",
7376
+ "stop_casting": "Atsaharo ny fandefasana",
7377
+ "storage": "Fitehirizana ",
7378
+ "story": "Tantara",
7379
+ "submit": "Apetraho",
7380
+ "submitting": "Mametraka...",
7381
+ "support_development": "Fampiroboroboana ny fanohanana",
7382
+ "system": "Rafitra",
7383
+ "text": "Lahatsoratra",
7384
+ "topics": "Lohahevitra",
7385
+ "trailer": "Santionany",
7386
+ "training": "Fanofanana",
7387
+ "training_video": "Video fanofanana",
7388
+ "translated_with_ai": "Adikao miaraka amin'ny IA",
7389
+ "unlock_onboarding_page_1_message": "Ity votoaty ity dia natao ho an’ireo olona efa manana traikefa taona vitsivitsy amin’ny famakiana ny Baiboly ary te hanampy ny hafa hahita an’Andriamanitra ihany koa. Raha vao manomboka mamaky ny Baiboly ianao, dia manoro hevitra anao izahay mba hamita ny Fianarana Fototra miaraka amin’ny vondrona iray aloha.\n\nMba hidirana amin’ity votoaty ity dia ilaina ny isa miafina, izay zaraina avy amin’ny mpampiasa iray mankany amin’ny hafa na azo angatahana etsy ambany.",
7390
+ "unlock_onboarding_page_1_title": "Ho an'iza ny Taranja Fanaovana Mpianatra?",
7391
+ "unlock_onboarding_page_2_message": "Isa miafina marina tsara ampiasaina raha hiditra amin'ny Taranja Fanaovana Mpianatra sy ny votoatiny fanampiny",
7392
+ "unlock_onboarding_page_2_title": "Ampidiri ny teny miafina",
7393
+ "unmatched_message": "Tsy hitan'ny {app} io pejy io",
7394
+ "up_next": "Manaraka",
7395
+ "view": "Jereo ",
7396
+ "view_all": "Jereo daholo",
7397
+ "view_copyright": "Jereo ny tsara ho fantatra momba ny copyright",
7398
+ "view_lesson_notes": "Jereo ny naoty amin'ny lesona ({number}) ",
7399
+ "visit_website": "Tsidiho ny tranokala",
7400
+ "volunteer": "Mikatsaka an-tsitrapo ",
7401
+ "waiting_to_start_download": "Miandry ny fanombohan'ny fisintomana",
7402
+ "watch_on_youtube": "Jereo amin'ny YouTube",
7403
+ "week": "Herinandro ",
7404
+ "welcome_blurb": "Ny {app} dia manampy anao sy ny namanao na ny ankohonanao hahita ny fahamarinan'Andriamanitra amin'ny alalan'ny fiarahana mihaino sy miady hevitra momba ny Baiboly.",
7405
+ "yes": "Eny ",
7406
+ "story_set": "Andiana Tantara",
7407
+ "story_sets": "Ireo Andiana Tantara",
7408
+ "lesson": "Lesona",
7409
+ "lessons": "Ireo Lesona",
7410
+ "article": "Lahatsoratra",
7411
+ "no_results": "Tsy misy valiny hita",
7412
+ "no_notes": "Manampia fanamarihana mandritra ny fivorianareo"
7413
+ },
7024
7414
  "mon": {
7025
7415
  "name": "Нэр",
7026
7416
  "version": "Хувилбар",
package/package.json CHANGED
@@ -1,6 +1,6 @@
1
1
  {
2
2
  "name": "waha-shared",
3
- "version": "1.0.239",
3
+ "version": "1.0.240",
4
4
  "author": "Waha",
5
5
  "dependencies": {
6
6
  "@types/signale": "^1.4.7",